5 fa tadiavo kosa izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrareo eo amin’ny fokonareo rehetra, mba hametrahany sy hampitoerany ny anarany, ka any no halehanareo.+
18Ary nivory tao Silo ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely.+ Koa napetrak’izy ireo tao ny tranolay fihaonana,+ satria efa resy teo anoloan’izy ireo ilay tany.+