18 Dia nidona-tsetroka ny Tendrombohitra Sinay iray manontolo,+ satria i Jehovah nidina teo amboniny tao anaty afo.+ Tsy nitsaha-niakatra ny setroka, toy ny setroky ny lafaoro fandoroana biriky.+ Ary nihovotrovotra mafy ilay tendrombohitra manontolo.+
51 Ary nitriatra roa hatrany ambony ka hatrany ambany ilay ridao+ tao amin’ny toerana masina,+ dia nihovotrovotra ny tany, ary nitresaka ny vatolampy.+
26 Ary tampoka teo, dia nisy horohoron-tany mafy ka nihozongozona ny fototr’ilay fonja. Dia nivoha teo no ho eo ny varavarana rehetra, ary nivaha ny fatoran’ny voafonja rehetra.+