FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 10:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia tsy nihetsika ny masoandro, ary nijanona ny volana, mandra-pamitan’ilay firenena ny famaizana ny fahavalony.+ Tsy efa voasoratra ao amin’ny bokin’i Jasara+ ve izany? Koa tsy nihetsika teo afovoan’ny lanitra ny masoandro, ary tsy maika ny hilentika izy io efa ho iray andro maninjitra.+

  • Mpitsara 11:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Fa hoy razazavavy taminy: “Raha efa niloa-bava tamin’i Jehovah ianao, ry Dada, dia tanteraho izay efa naloaky ny vavanao,+ satria ianao efa navelan’i Jehovah hamaly faty ny taranak’i Amona fahavalonao.”

  • Mpitsara 16:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia niantso an’i Jehovah+ i Samsona+ hoe: “Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Mba tsarovy re aho+ ka hatanjaho+ azafady indrindra e, amin’ity indray mandeha ity monja, ry ilay tena Andriamanitra ô! Ary aoka aho hamaly faty ny Filistinina noho ny anankiray amin’ny masoko roa.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara