30 Ary ataovy ao anatin’ny saron-tratra fitsarana ny Orima+ sy ny Tomima,* ary ho eo amin’ny fon’i Arona ireo rehefa miditra ho eo anatrehan’i Jehovah izy. Dia hoentin’i Arona eo amin’ny fony mandrakariva ny saron-tratra fitsarana+ ny zanak’Israely, rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah izy.
63 Koa nilaza tamin’izy ireo ny Governora*+ fa tsy mahazo mihinana+ ny zavatra masina indrindra izy ireo, raha tsy rehefa misy mpisorona mitondra Orima+ sy Tomima.