Salamo 36:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa mihevi-tena ho zavatra loatra izy,+Dia tsy hitany ny fahadisoany, ka tsy ankahalainy.+ Salamo 125:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa izay mivily hanaraka lalana tsy mahitsy kosa+Horoahin’i Jehovah miaraka amin’ny mpanao ratsy.+Fiadanana anie ho an’ny Israely!+ Mpitoriteny 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aleo ankizy mahantra nefa hendry,+ toy izay mpanjaka antitra nefa adala,+ izay tsy mahatsapa intsony hoe mila fampitandremana.+ Malakia 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Efa hatramin’ny andron’ny razanareo ianareo no niala tamin’ny fitsipiko sy tsy nitandrina izany.+ Miverena amiko, dia hiverina aminareo aho”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. Ary hoy ianareo: “Ahoana no hiverenanay aminao?”
5 Fa izay mivily hanaraka lalana tsy mahitsy kosa+Horoahin’i Jehovah miaraka amin’ny mpanao ratsy.+Fiadanana anie ho an’ny Israely!+
13 Aleo ankizy mahantra nefa hendry,+ toy izay mpanjaka antitra nefa adala,+ izay tsy mahatsapa intsony hoe mila fampitandremana.+
7 Efa hatramin’ny andron’ny razanareo ianareo no niala tamin’ny fitsipiko sy tsy nitandrina izany.+ Miverena amiko, dia hiverina aminareo aho”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. Ary hoy ianareo: “Ahoana no hiverenanay aminao?”