Eksodosy 32:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary hoy i Arona: “Aoka tsy hirehitra ny fahatezeran’ny tompoko. Fantatrao tsara fa mora manao ratsy ity vahoaka ity.+ 1 Samoela 15:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia hoy i Saoly: “Avy tany amin’ny Amalekita no nitondran’ny olona+ an’ireny, satria nangoraka ny tsara indrindra tamin’ny ondry aman’osy sy ny omby izy ireo, mba hatao sorona ho an’i Jehovah Andriamanitrao.+ Ny sisa kosa naringanay tanteraka.”
22 Ary hoy i Arona: “Aoka tsy hirehitra ny fahatezeran’ny tompoko. Fantatrao tsara fa mora manao ratsy ity vahoaka ity.+
15 Dia hoy i Saoly: “Avy tany amin’ny Amalekita no nitondran’ny olona+ an’ireny, satria nangoraka ny tsara indrindra tamin’ny ondry aman’osy sy ny omby izy ireo, mba hatao sorona ho an’i Jehovah Andriamanitrao.+ Ny sisa kosa naringanay tanteraka.”