FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia nanomboka nimenomenona tamin’i Mosesy ny vahoaka,+ ka nanao hoe: “Inona no hosotroinay?”

  • Eksodosy 16:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nimenomenona tamin’i Mosesy sy Arona tany an-tany efitra ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely.+

  • Eksodosy 17:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nila ady tamin’i Mosesy ny vahoaka, ka nanao hoe:+ “Omeo rano izahay hosotroinay.” Dia hoy i Mosesy: “Fa nahoana ianareo no mila ady amiko? Nahoana ianareo no tsy mitsahatra mitsapa toetra an’i Jehovah?”+

  • Deoteronomia 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Tsarovy ary aza hadinoina fa nampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitrao ianao tany an-tany efitra.+ Nikomy foana tamin’i Jehovah+ ianareo, nanomboka tamin’ny andro nivoahanareo avy tany Ejipta ka mandra-pahatonganareo teto amin’ity toerana ity.

  • Deoteronomia 31:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fantatro tsara mantsy fa mpikomy+ ianareo sady mafy hatoka.+ Mbola velona eto aminareo aza aho ankehitriny dia efa mikomy amin’i Jehovah ianareo,+ koa mainka fa rehefa maty aho?

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara