1 Samoela 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia ren’ny Israely rehetra hoe: “Notafihin’i Saoly ny toby miaramilan’ny Filistinina, ka nanjary halan’ny+ Filistinina ny Israely.” Koa nantsoina avokoa ny olona mba hanaraka an’i Saoly ho any Gilgala.+
4 Dia ren’ny Israely rehetra hoe: “Notafihin’i Saoly ny toby miaramilan’ny Filistinina, ka nanjary halan’ny+ Filistinina ny Israely.” Koa nantsoina avokoa ny olona mba hanaraka an’i Saoly ho any Gilgala.+