FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary ny zanakalahin’i Ely dia olona tsy manjary,+ sady tsy niraharaha an’i Jehovah.+

  • 1 Samoela 2:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Efa antitra be i Ely, ary reny+ ny zava-drehetra fanaon’ny zanany+ tamin’ny Israely rehetra, sy ny nanaovan’izy ireo firaisana tamin’ireo vehivavy+ nanompo teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.+

  • 1 Samoela 2:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Koa ho famantarana ho anao izao hanjo an’i Hofinia sy Finehasa zanakao roa lahy+ izao: Andro iray ihany no hahafatesan’izy roa lahy.+

  • 1 Samoela 4:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa hoy ilay mpilaza vaovao: “Nandositra teo anoloan’ny Filistinina ny Israely, ary resy tanteraka ny olona.+ Maty koa i Hofinia sy Finehasa zanakao mirahalahy,+ ary lasa babo ny Vata masin’Andriamanitra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara