FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 26:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Aoka ny mpanjaka tompoko mba hihaino ny tenin’ny mpanompony: Raha i Jehovah no nampirisika anao hamely ahy, dia aoka izy hankasitraka ny fanatitra varimbazaha atolotro.+ Fa raha olona kosa no nampirisika anao,+ dia voaozona eo anatrehan’i Jehovah izy ireo,+ satria efa nandroaka ahy androany mba tsy hiraiki-po intsony amin’ny lovan’i Jehovah,+ ka nanao hoe: ‘Mandehana manompo andriamani-kafa!’+

  • Ohabolana 16:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ny fon’ny hendry mahatonga azy ho lalin-tsaina sy handanjalanja izay teneniny,+ ary maharesy lahatra olona ny zavatra lazainy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara