1 Samoela 16:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary naka ampondra sy mofo sy divay eran’ny siny hoditra+ ary zanak’osy i Jese, ka nampitondrainy an’i Davida zanany mba homena an’i Saoly.+ Ohabolana 3:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Aza miahotra manao soa amin’izay tokony hanaovan-tsoa+ raha mbola azon’ny tananao atao ihany.+ Ohabolana 18:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny fanomezana ataon’ny olona dia manokatra lalana maro ho azy,+ ka mahatonga azy ho eo anatrehan’ny olona ambony.+
20 Ary naka ampondra sy mofo sy divay eran’ny siny hoditra+ ary zanak’osy i Jese, ka nampitondrainy an’i Davida zanany mba homena an’i Saoly.+
16 Ny fanomezana ataon’ny olona dia manokatra lalana maro ho azy,+ ka mahatonga azy ho eo anatrehan’ny olona ambony.+