FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 4:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary samy naka ny toerany avy ny miaramilan’ny Filistinina, mba hifanandrina+ tamin’ny Israely. Ratsy anefa ny fandehan’ny ady ka resy ny Israely teo anoloan’ny Filistinina,+ izay nahafaty lehilahy tokony ho efatra arivo tao an’ady.

  • 1 Samoela 23:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hoy ny olon’i Davida: “Eto Joda aza isika matahotra,+ koa mainka fa raha ho any Keila hiady amin’ny tafiky ny Filistinina?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara