FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 14:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa nidina nankany Timna i Samsona+ sy ny ray aman-dreniny. Rehefa tonga tany amin’ny tanimboaloboka tao Timna i Samsona, dia nisy liona tanora nierona raha vao nifanehatra taminy.

  • Ohabolana 30:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ny liona izay biby mahery indrindra sady tsy mba mihemotra eo anatrehan’iza na iza,+

  • Isaia 31:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa izao no nolazain’i Jehovah tamiko: “Mierona ny liona, eny, mierona ny liona tanora+ eo amin’ny remby azony, na tafangona daholo aza ny mpiandry ondry nantsoina hamely azy. Tsy ho raiki-tahotra izy na dia miantsoantso aza izy ireo, ary tsy hanaiky ho resy izy na dia mitabataba aza ireo. Dia ho toy izany koa i Jehovah Tompon’ny tafika rehefa hidina hiady, noho ny amin’ny Tendrombohitra Ziona sy ny havoanany.+

  • Amosa 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Toy ny ataon’ny mpiandry ondry misintona ranjo roa na sombin-tsofina avy eny am-bavan’ny liona,+ dia toy izany no hisintonana ny zanak’Israely, eny, ireo any Samaria izay mipetraka eo ambony farafara mirenty+ sy eo ambony fandriana+ avy any Damaskosy.’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara