1 Samoela 17:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Hoy koa i Davida: “I Jehovah izay namonjy ahy teo an-tanan’ny liona sy ny orsa, no hamonjy ahy eo an-tanan’io Filistinina io.”+ Dia hoy i Saoly taminy: “Mandehana àry, ary homba anao anie i Jehovah!”+ 2 Samoela 21:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Teraky ny Refaima tany Gata izy efatra ireo,+ ary matin’ny tanan’i Davida sy ny mpanompony.+ 2 Samoela 22:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Haringako sy hotorotoroiko ireny+ mba tsy ho afa-mitsangana intsony.+Ho lavo eo ambany tongotro ireny.+ Salamo 44:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa ianao no namonjy anay tamin’ny fahavalonay,+Sy nampahamenatra an’ireo mankahala mafy anay.+
37 Hoy koa i Davida: “I Jehovah izay namonjy ahy teo an-tanan’ny liona sy ny orsa, no hamonjy ahy eo an-tanan’io Filistinina io.”+ Dia hoy i Saoly taminy: “Mandehana àry, ary homba anao anie i Jehovah!”+
39 Haringako sy hotorotoroiko ireny+ mba tsy ho afa-mitsangana intsony.+Ho lavo eo ambany tongotro ireny.+