9 Dia hoy ilay mpisorona: “Ny sabatr’i Goliata+ Filistinina, izay novonoinao teo amin’ny lemaka ivan’i Elaha,+ no ao. Mifono lamba fitafy ilay izy, ao ambadiky ny efoda.+ Raha iny no hoentinao, dia ento, satria tsy misy afa-tsy iny ato.” Ary hoy i Davida: “Tsy misy tahaka an’iny, fa omeo ahy iny.”