FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 9:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Avy eo, dia navelan’Andriamanitra hisy tsy fifankahazoana+ teo amin’i Abimeleka sy ny mponina tao Sekema, ka nivadika+ tamin’i Abimeleka ireo mponina ireo,

  • 1 Samoela 16:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary ny fanahin’i Jehovah niala+ tamin’i Saoly, ka nisy fikorontanan-tsaina*+ avy amin’i Jehovah nahatonga azy hihorohoro.

  • 1 Samoela 19:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nahazo an’i Saoly ilay fikorontanan-tsaina* avy amin’i Jehovah+ raha mbola nipetraka tao an-tranony izy, ary teny an-tanany ny lefony. I Davida kosa tamin’izay teo am-pitendrena zavamaneno.

  • Joba 34:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Eny tokoa, tsy mba manao ratsy Andriamanitra,+

      Ary tsy mba mamadika ny rariny ilay Mahery Indrindra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara