FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 7:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary mbola nitsoka ny anjombony+ foana izy telonjato lahy.+ Dia nataon’i Jehovah nifamely tamin’ny sabatra ny eran’ny toby.+ Koa nisy nandositra hatrany Beti-sita sy Zereraha ny tao an-toby, ka tonga hatrany amin’ny sisin’i Abela-mehola,+ any akaikin’i Tabata.

  • 2 Samoela 21:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa nalain’ny mpanjaka i Armony sy Mefiboseta, zanak’i Rizpa+ zanakavavin’i Aia, dia izy roa lahy naterany tamin’i Saoly. Nalainy koa ny zanak’i Mikala+ zanakavavin’i Saoly, dia izy dimy lahy naterany tamin’i Adriela+ zanak’i Barzilay Meholatita.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara