Ohabolana 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Malina izay mahatsinjo ny loza ka miafina,+ fa ny tanora fanahy kosa mbola miroso ihany ka voa.+ Ohabolana 27:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mahatsinjo ny loza ny malina ka miafina,+ fa ny tanora fanahy kosa mbola miroso ihany ka voa.+