2 Samoela 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hoy ny mpanjaka: “Tsy misy taranak’i Saoly intsony ve any, mba hanehoako aminy ny hatsaram-panahy feno fitiavana, toy ilay asehon’Andriamanitra?”+ Dia hoy i Ziba taminy: “Mbola misy zanakalahin’i Jonatana any, ary malemy tongotra izy.”+
3 Ary hoy ny mpanjaka: “Tsy misy taranak’i Saoly intsony ve any, mba hanehoako aminy ny hatsaram-panahy feno fitiavana, toy ilay asehon’Andriamanitra?”+ Dia hoy i Ziba taminy: “Mbola misy zanakalahin’i Jonatana any, ary malemy tongotra izy.”+