FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nanan-janakalahy malemy tongotra+ i Jonatana+ zanak’i Saoly. Dimy taona ilay zaza fony tonga avy tany Jezirela+ ny vaovao momba an’i Saoly sy Jonatana. Dia nitondra an’ilay zaza nandositra ny mpitaiza azy. Raha iny izy nikoropaka ny handositra iny indrindra anefa, dia nianjera ilay zaza ka lasa nalemy tongotra. Mefiboseta+ no anarany.

  • 2 Samoela 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nipetraka tany Jerosalema i Mefiboseta, satria teo an-databatry ny mpanjaka foana izy no nisakafo.+ Ary nalemy ny tongony roa.+

  • 2 Samoela 19:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia hoy izy: “Ny mpanompoko+ no namitaka ahy, ry mpanjaka tompoko. Fa hoy ny mpanomponao: ‘Aleo aho hanisy lasely ny ampondravavy hotaingenako, mba handehanako hiaraka amin’ny mpanjaka.’ Malemy tongotra mantsy ny mpanomponao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara