FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 19:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika+ olona eo amin’ny firenenao. Aza mitsangana handatsaka ny ran’ny namanao.+ Izaho no Jehovah.

  • 2 Samoela 16:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia hoy ny mpanjaka: “Ary aiza ilay zanakalahin’ny tomponao?”+ Dia hoy i Ziba: “Any Jerosalema izy, fa hoy izy: ‘Haverin’ny taranak’Israely amiko izao ny fanjakan’ny raiko.’”+

  • Salamo 101:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Ataoko tsy mahateny intsony+

      Izay olona manendrikendrika mangingina ny namany.+

      Tsy zakako+

      Izay olona manana maso miandranandrana sy fo mirehareha.+

  • Ohabolana 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 ny olona mijoro ho vavolombelona mandainga,+ ary izay rehetra mampisy fifandirana eo amin’ny samy mpirahalahy.+

  • Ohabolana 21:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Toy ny fofonaina mihelina ny harena azo amin’ny lainga.+ Izay te ho faty no mikatsaka izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara