Levitikosy 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika+ olona eo amin’ny firenenao. Aza mitsangana handatsaka ny ran’ny namanao.+ Izaho no Jehovah. 2 Samoela 19:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia nendrikendrehiny+ tamin’ny mpanjaka tompoko ny mpanomponao. Toy ny anjelin’Andriamanitra+ anefa ny mpanjaka tompoko, koa ataovy izay hitanao fa mety. Salamo 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy manendrikendrika amin’ny lelany izy,+Na manisy ratsy olona,+Na manala baraka ny namany akaiky.+ Ohabolana 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 ny olona mijoro ho vavolombelona mandainga,+ ary izay rehetra mampisy fifandirana eo amin’ny samy mpirahalahy.+ Ohabolana 26:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny tenin’ny mpanendrikendrika dia toy ny zavatra mampilendalenda atao teli-moka, ka midina avy hatrany any an-kibo.+
16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika+ olona eo amin’ny firenenao. Aza mitsangana handatsaka ny ran’ny namanao.+ Izaho no Jehovah.
27 Dia nendrikendrehiny+ tamin’ny mpanjaka tompoko ny mpanomponao. Toy ny anjelin’Andriamanitra+ anefa ny mpanjaka tompoko, koa ataovy izay hitanao fa mety.
3 Tsy manendrikendrika amin’ny lelany izy,+Na manisy ratsy olona,+Na manala baraka ny namany akaiky.+
19 ny olona mijoro ho vavolombelona mandainga,+ ary izay rehetra mampisy fifandirana eo amin’ny samy mpirahalahy.+
22 Ny tenin’ny mpanendrikendrika dia toy ny zavatra mampilendalenda atao teli-moka, ka midina avy hatrany any an-kibo.+