FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 17:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary raha vao tonga tao Mahanaima i Davida, dia indreo ry Soby zanak’i Nahasy avy any Raban’ny+ taranak’i Amona,+ sy Makira+ zanak’i Amiela+ avy any Lo-debara, ary Barzilay+ Gileadita avy any Rogelima.+

  • 1 Mpanjaka 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Fa anehoy hatsaram-panahy feno fitiavana kosa ireo zanakalahin’i Barzilay+ Gileadita, ka aoka ho anisan’izay mihinana eo amin’ny latabatrao+ izy ireo. Tsara fanahy tamiko mantsy izy ireo ka nanampy+ ahy fony aho nandositra teo anoloan’i Absaloma rahalahinao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara