2 Samoela 19:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary nidina avy any Rogelima i Barzilay+ Gileadita, mba ho any Jordana miaraka amin’ny mpanjaka, ka hanatitra azy hatreo Jordana.
31 Ary nidina avy any Rogelima i Barzilay+ Gileadita, mba ho any Jordana miaraka amin’ny mpanjaka, ka hanatitra azy hatreo Jordana.