-
2 Samoela 19:43Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
43 Hoy anefa ny navalin’ny Israelita an’ireo anisan’ny fokon’i Joda: “Manana anjara folo amin’ny fanjakana izahay,+ ka mihoatra noho ny anareo ny zonay raha ny amin’i Davida. Koa nahoana ianareo no nanao tsinontsinona anay, ary nahoana no tsy izahay no voalohany+ nampody ny mpanjakantsika?” Henjana kokoa noho ny tenin’ny Israelita anefa ny tenin’ireo anisan’ny fokon’i Joda.
-