FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 20:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia niakatra ny lehilahy israelita rehetra ka tsy nanaraka an’i Davida intsony, fa nanaraka an’i Sheba zanak’i Bikry.+ Ireo lehilahy anisan’ny fokon’i Joda kosa anefa nifikitra tamin’ny mpanjakany, hatrany amin’ny Reniranon’i Jordana ka hatrany Jerosalema.+

  • 2 Samoela 20:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Amasa:+ “Vorio ho eto amiko ny lehilahy anisan’ny fokon’i Joda, ao anatin’ny telo andro. Aoka hitsangana eto koa ianao amin’izay.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara