19 Rehefa afaka telo andro, dia havoakan’i Farao ianao, ka hotapahiny ny lohanao. Ary hahantony amin’ny tsato-kazo ianao,+ ka hohanin’ny vorona ny nofonao.”+
4 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Sambory ny lohandohany rehetra eo amin’ny vahoaka ka vonoy ary asehoy miharihary eo anatrehan’i Jehovah,+ tandrifin’ny masoandro, ny fatiny, mba tsy hirehitra amin’ny Israely intsony ny fahatezeran’i Jehovah.”