-
1 Samoela 17:51Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
51 Dia mbola nihazakazaka ihany i Davida ka nitsangana teo amin’ilay Filistinina. Ary nalainy ny sabatr’ilay Filistinina+ ka notsoahany tamin’ny tranony. Dia iny no nanapahany ny lohan’ilay Filistinina, ka namonoany azy ho faty tanteraka.+ Koa rehefa hitan’ny Filistinina fa maty ilay maheriny, dia vaky nandositra izy ireo.+
-