15 Ny tenany mihitsy no mampiseho fa voasoratra ao am-pony ny votoatin’ny lalàna,+ ary ny feon’ny fieritreretany+ koa no vavolombelona miaraka aminy, ka ny eritreriny ihany no miampanga azy+ na manala tsiny azy mihitsy aza.
10 Ny alahelo araka ny sitrapon’Andriamanitra dia miteraka fibebahana izay mitondra famonjena, ary tsy tokony hanenenana izany.+ Fa ny alahelon’izao tontolo izao kosa mitondra fahafatesana.+