13 Dia hoy i Samoela taminy: “Hadalana mihitsy izao nataonao izao.+ Tsy notandremanao ny didin’i+ Jehovah Andriamanitrao izay nandidiany anao.+ Fa raha notandremanao izany, dia ho nataon’i Jehovah mafy orina teo amin’ny Israely ny fanjakanao nandritra ny fotoana tsy voafetra.
10Fatin-dalitra no mahamaimbo sy manimba ny menaky ny mpanamboatra menaka manitra.+ Toy izany koa fa hadalana kely dia manimba ny laza tsaran’izay malaza ho hendry sy be voninahitra.+