1 Samoela 22:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa nandeha ny fotoana, dia hoy i Gada+ mpaminany tamin’i Davida: “Aza mijanona any amin’ny toerana sarotra aleha. Mialà any, ka mankanesa any amin’ny tanin’i Joda.”+ Dia lasa i Davida, ka tonga tany amin’ny alan’i Hareta. 1 Tantara 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy i Jehovah tamin’i Gada,+ izay mpahita fahitana ho an’i Davida:+
5 Rehefa nandeha ny fotoana, dia hoy i Gada+ mpaminany tamin’i Davida: “Aza mijanona any amin’ny toerana sarotra aleha. Mialà any, ka mankanesa any amin’ny tanin’i Joda.”+ Dia lasa i Davida, ka tonga tany amin’ny alan’i Hareta.