FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 24:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nony nifoha i Davida ny ampitso maraina, dia efa tonga tamin’i Gada+ mpaminany, mpahita fahitana ho an’i Davida,+ ny tenin’i Jehovah hoe:

  • 1 Tantara 21:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hoy i Jehovah tamin’i Gada,+ izay mpahita fahitana ho an’i Davida:+

  • 1 Tantara 29:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary ny tantaran’i Davida Mpanjaka, na ny voalohany na ny farany, dia voarakitra ao amin’izay nosoratan’i Samoela mpahita+ sy Natana+ mpaminany ary Gada+ mpahita fahitana.

  • 2 Tantara 29:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary nalahatr’i Hezekia tao an-tranon’i Jehovah ny Levita+ nitondra kipantsona+ sy lokanga+ ary harpa,+ araka ny nandidian’i Davida,+ sy Natana+ mpaminany, ary Gada+ mpahita fahitana ho an’ny mpanjaka. Fa i Jehovah no nanome izany didy izany tamin’ny alalan’ny mpaminaniny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara