FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 16:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Ary hoy i Mosesy tamin’i Arona: “Alaivo ny fitondrana afo ka asio afo alaina avy eo amin’ny alitara+ ary asio emboka manitra, ka mandehana haingana eny amin’ny vahoaka mba handrakotra ny fahotan’izy ireo,+ fa tezitra be i Jehovah.+ Efa nanomboka mantsy ny loza!”

  • Deoteronomia 28:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Hataon’i Jehovah miraikitra aminao ny areti-mandringana mandra-pandripak’Andriamanitra anao tanteraka tsy ho eo amin’ilay tany halehanao mba halainao ho fanananao.+

  • 1 Tantara 21:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa nandefa areti-mandringana+ teo amin’ny Israely i Jehovah, ka Israelita fito alina no maty.+

  • 1 Tantara 27:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nanomboka nanisa i Joaba+ zanak’i Zeroia, nefa tsy nahavita hatramin’ny farany.+ Izany fanisana izany no nahatezitra+ an’Andriamanitra tamin’ny Israely. Ary tsy tao amin’ny boky mirakitra ny tantara tamin’ny andron’i Davida Mpanjaka ilay isa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara