2 Samoela 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa nandefa areti-mandringana+ teo amin’ny Israely i Jehovah hatramin’ny maraina ka hatramin’ny fotoana voatondro, ka fito alina no maty+ hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.+ 1 Tantara 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ratsy teo imason’Andriamanitra izany,+ ka namely ny Israely izy.
15 Koa nandefa areti-mandringana+ teo amin’ny Israely i Jehovah hatramin’ny maraina ka hatramin’ny fotoana voatondro, ka fito alina no maty+ hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.+