Deoteronomia 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+ Joba 34:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Eny tokoa, tsy mba manao ratsy Andriamanitra,+Ary tsy mba mamadika ny rariny ilay Mahery Indrindra.+ Fitomaniana 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny hatsaram-panahy feno fitiavana+ asehon’i Jehovah no tsy maharipaka tanteraka antsika,+ satria tsy ho lany ny famindram-pony.+
4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+
12 Eny tokoa, tsy mba manao ratsy Andriamanitra,+Ary tsy mba mamadika ny rariny ilay Mahery Indrindra.+
22 Ny hatsaram-panahy feno fitiavana+ asehon’i Jehovah no tsy maharipaka tanteraka antsika,+ satria tsy ho lany ny famindram-pony.+