2 Ianao no efa nitarika ny Israely tamin’ny ady,+ na omaly na talohan’izay,+ fony i Saoly mbola mpanjakantsika. Ary nilaza taminao i Jehovah hoe: ‘Ianao no hiandry+ ny Israely oloko, ary ianao koa no ho mpitarika+ ny Israely.’”
2 Ianao no efa nitarika ny Israely tamin’ny ady, na omaly na talohan’izay, fony i Saoly mbola mpanjaka.+ Ary nilaza taminao i Jehovah Andriamanitrao hoe: ‘Ianao no hiandry+ ny Israely oloko, ary ianao koa no ho mpitarika+ ny Israely oloko.’”