FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 30:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia nidradradradra nitomany+ i Davida sy ny olona niaraka taminy, ary rehefa tsy nanan-kery hitomaniana intsony izy ireo vao nangina.

  • 2 Samoela 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary nidradradradra nitomany+ izy ireo sady nifady hanina+ mandra-paharivan’ny andro, noho ny amin’i Saoly sy Jonatana zanany sy ny olon’i Jehovah ary ny taranak’Israely,+ satria lavon-tsabatra ireny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara