1 Samoela 14:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Ny anaran’ny vadin’i Saoly dia Ahinoama, zanak’i Ahimaza. Ny anaran’ny lehiben’ny tafiny dia Abnera,+ zanak’i Nera, dadatoan’i Saoly. 2 Samoela 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary i Abnera+ zanak’i Nera lehiben’ny tafik’i Saoly dia naka an’i Isboseta+ zanak’i Saoly, ka nitondra azy niampita nankany Mahanaima,+ 2 Samoela 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa nandefa iraka ho any amin’i Davida avy hatrany i Abnera, hilaza hoe: “An’iza moa ny tany?” Ary nampiany hoe: “Manaova fifanekena amiko, dia homba anao hampitodika ny Israely manontolo hiandany aminao aho.”+
50 Ny anaran’ny vadin’i Saoly dia Ahinoama, zanak’i Ahimaza. Ny anaran’ny lehiben’ny tafiny dia Abnera,+ zanak’i Nera, dadatoan’i Saoly.
8 Ary i Abnera+ zanak’i Nera lehiben’ny tafik’i Saoly dia naka an’i Isboseta+ zanak’i Saoly, ka nitondra azy niampita nankany Mahanaima,+
12 Koa nandefa iraka ho any amin’i Davida avy hatrany i Abnera, hilaza hoe: “An’iza moa ny tany?” Ary nampiany hoe: “Manaova fifanekena amiko, dia homba anao hampitodika ny Israely manontolo hiandany aminao aho.”+