FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Raha vao ren’i Gideona ilay nofy sy ny dikany,+ dia niankohoka+ izy. Ary niverina tany amin’ny tobin’ny Israely izy, ka niteny hoe: “Mitsangàna,+ fa efa natolotr’i Jehovah eo an-tananareo ny tobin’ny Midianina.”

  • Jeremia 48:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Ho voaozona anie izay manao tsirambina ny asa ampanaovin’i Jehovah azy.+ Ary ho voaozona koa anie izay tsy mety mampiasa ny sabany handatsahan-dra!

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara