Nomery 31:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 ka hoy izy tamin’ireo: “Ary toa tsy nisy novonoinareo ny vehivavy?+ Mpitsara 5:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 ‘Ozòny+ i Meroza’, hoy ilay anjelin’i Jehovah,+‘Ozòny tsy misy farany ny mponina ao,Satria tsy mba tonga nanampy an’i Jehovah,Tsy niaraka tamin’ireo olo-mahery mba hanampy an’i Jehovah.’ 1 Samoela 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa nahoana no tsy nankatò ny tenin’i Jehovah ianao, fa nihazakazaka nandrombaka ny zavatra azo babo+ ka nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah?”+ 1 Mpanjaka 20:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Dia hoy izy tamin’ny mpanjaka: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Satria navelanao handeha ilay lehilahy efa natokako haringana,+ na dia efa teo am-pelatananao aza, dia ny ainao no hasolo ny ainy,+ ary ny olonao no hasolo ny olony.’”+
23 ‘Ozòny+ i Meroza’, hoy ilay anjelin’i Jehovah,+‘Ozòny tsy misy farany ny mponina ao,Satria tsy mba tonga nanampy an’i Jehovah,Tsy niaraka tamin’ireo olo-mahery mba hanampy an’i Jehovah.’
19 Koa nahoana no tsy nankatò ny tenin’i Jehovah ianao, fa nihazakazaka nandrombaka ny zavatra azo babo+ ka nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah?”+
42 Dia hoy izy tamin’ny mpanjaka: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Satria navelanao handeha ilay lehilahy efa natokako haringana,+ na dia efa teo am-pelatananao aza, dia ny ainao no hasolo ny ainy,+ ary ny olonao no hasolo ny olony.’”+