FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 20:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Koa hoy izy tamin’ilay mpanompony: “Mihazakazaha ianao ka tadiavo ireo zana-tsipìka alefako.”+ Dia nihazakazaka ilay mpanompo, ary nalefan’i Jonatana hihoatra azy ny zana-tsipìka.

  • 1 Samoela 31:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nihamafy ny fanafihana an’i Saoly. Farany, dia hitan’ireo mpandefa zana-tsipìka izy, ka voan’izy ireo ary naratra mafy.+

  • 2 Samoela 1:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Teo anoloan’ny ran’ny voavono sy ny tavin’ny mahery,

      Dia tsy mba nihemotra ny tsipìkan’i Jonatana,+

      Ary tsy niveri-maina ny sabatr’i Saoly.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara