2 Samoela 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hoy i Davida: “Nanahoana ny fandehany tany? Mba lazao ahy kely, azafady.” Dia hoy izy: “Vaky nandositra tamin’ny ady ny olona, ary be dia be koa no lavo ka maty.+ Ary maty hatramin’i Saoly+ sy Jonatana+ zanany.” 2 Samoela 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy ilay tovolahy: “Sendra teo amin’ny Tendrombohitra Gilboa+ aho, no nahita an’i Saoly nitehina tamin’ny lefony.+ Ary nihananatona azy ny mpitondra kalesy sy ny mpitaingin-tsoavaly.+
4 Ary hoy i Davida: “Nanahoana ny fandehany tany? Mba lazao ahy kely, azafady.” Dia hoy izy: “Vaky nandositra tamin’ny ady ny olona, ary be dia be koa no lavo ka maty.+ Ary maty hatramin’i Saoly+ sy Jonatana+ zanany.”
6 Dia hoy ilay tovolahy: “Sendra teo amin’ny Tendrombohitra Gilboa+ aho, no nahita an’i Saoly nitehina tamin’ny lefony.+ Ary nihananatona azy ny mpitondra kalesy sy ny mpitaingin-tsoavaly.+