Mpitsara 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ dia natolony teo an-tanan’ny mpandroba izy ireo ka voaroba.+ Ary namidin’Andriamanitra ho eo an-tanan’ny fahavalony manodidina izy ireo,+ ka tsy nahatohitra an’ireny intsony.+ Mpitsara 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ireo no nitsapana+ ny Israely, mba hahalalana raha hankatò ny didin’i Jehovah, izay nandidiany ny razany tamin’ny alalan’i Mosesy, izy ireo, na tsia.+ Salamo 89:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tsy hisy fahavalo hampahory azy,+Ary tsy hisy zanaky ny tsy fahamarinana hampijaly azy.+
14 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ dia natolony teo an-tanan’ny mpandroba izy ireo ka voaroba.+ Ary namidin’Andriamanitra ho eo an-tanan’ny fahavalony manodidina izy ireo,+ ka tsy nahatohitra an’ireny intsony.+
4 Ireo no nitsapana+ ny Israely, mba hahalalana raha hankatò ny didin’i Jehovah, izay nandidiany ny razany tamin’ny alalan’i Mosesy, izy ireo, na tsia.+