Deoteronomia 4:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ianao no nampisehoana izany mba hahafantaranao fa i Jehovah no tena Andriamanitra+ ary tsy misy afa-tsy izy.+ Isaia 45:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izaho no Jehovah, ary tsy misy hafa.+ Tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+ Homeko hery* ianao na dia tsy mahafantatra ahy aza, 1 Korintianina 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny amin’ny fihinanana+ sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona velively ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+
35 Ianao no nampisehoana izany mba hahafantaranao fa i Jehovah no tena Andriamanitra+ ary tsy misy afa-tsy izy.+
5 Izaho no Jehovah, ary tsy misy hafa.+ Tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+ Homeko hery* ianao na dia tsy mahafantatra ahy aza,
4 Ny amin’ny fihinanana+ sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona velively ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+