FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ianao no nampisehoana izany mba hahafantaranao fa i Jehovah no tena Andriamanitra+ ary tsy misy afa-tsy izy.+

  • 1 Mpanjaka 8:60
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 60 mba ho fantatry+ ny firenena rehetra eto an-tany fa i Jehovah no tena Andriamanitra,+ ary tsy misy hafa!+

  • Isaia 44:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Aza matahotra ary aza gaga.+ Tsy efa nampahafantariko anareo tsirairay avy ve izany nanomboka tamin’izay fotoana izay? Ary tsy efa nambarako ve izany?+ Ianareo no vavolombeloko.+ Misy Andriamanitra hafa ankoatra ahy ve?+ Tsia, tsy misy Vatolampy hafa.+ Tsy mahafantatra aho na iray aza.’”

  • Joela 2:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia ho fantatrareo fa eo amin’ny Israely aho,+ ary izaho no Jehovah Andriamanitrareo fa tsy misy hafa.+ Koa tsy ho menatra intsony ny oloko.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara