-
1 Tantara 19:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Dia hoy i Davida: “Haneho hatsaram-panahy feno fitiavana+ amin’i Hanona zanak’i Nahasy aho, satria naneho hatsaram-panahy feno fitiavana tamiko ny rainy.”+ Koa nandefa iraka i Davida, mba hampiononana azy noho ny nahafatesan-drainy. Ary tonga hampionona an’i Hanona, tany amin’ny tanin’ny taranak’i Amona,+ ny mpanompon’i Davida.
-