1 Tantara 19:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nivoaka ny taranak’i Amona ka samy naka ny toerany avy ny miaramila, teo amin’ny fidirana amin’ny tanàna. Nitokana teny an-tsaha kosa ireo mpanjaka+ tonga hanampy.
9 Ary nivoaka ny taranak’i Amona ka samy naka ny toerany avy ny miaramila, teo amin’ny fidirana amin’ny tanàna. Nitokana teny an-tsaha kosa ireo mpanjaka+ tonga hanampy.