2 Samoela 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nivoaka ny taranak’i Amona ka samy naka ny toerany avy ny miaramila, teo amin’ny fidirana amin’ny vavahady. Nitokana teny an-tsaha kosa ny Syrianina avy any Zoba sy Rehoba,+ niaraka tamin’i Istoba sy Maka.+
8 Ary nivoaka ny taranak’i Amona ka samy naka ny toerany avy ny miaramila, teo amin’ny fidirana amin’ny vavahady. Nitokana teny an-tsaha kosa ny Syrianina avy any Zoba sy Rehoba,+ niaraka tamin’i Istoba sy Maka.+