Deoteronomia 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Raha mivoaka hiady amin’ny fahavalonao ianao, ka mahita soavaly sy kalesin’ady+ ary vahoaka maro noho ianao, dia aza matahotra azy. Momba anao mantsy i Jehovah Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.+ Salamo 18:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Hotorotoroiko ireny mba tsy ho afa-mitsangana intsony.+Ho lavo eo ambany tongotro ireny.+
20 “Raha mivoaka hiady amin’ny fahavalonao ianao, ka mahita soavaly sy kalesin’ady+ ary vahoaka maro noho ianao, dia aza matahotra azy. Momba anao mantsy i Jehovah Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.+