2 Samoela 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa nahoana ianao no nanao tsinontsinona ny tenin’i Jehovah, ka nanao izay ratsy+ teo imasony? I Oria Hetita dia nasianao tamin’ny sabatra,+ ary ny vadiny nalainao ho vadinao.+ Eny, novonoinao tamin’ny sabatry ny taranak’i Amona izy.
9 Koa nahoana ianao no nanao tsinontsinona ny tenin’i Jehovah, ka nanao izay ratsy+ teo imasony? I Oria Hetita dia nasianao tamin’ny sabatra,+ ary ny vadiny nalainao ho vadinao.+ Eny, novonoinao tamin’ny sabatry ny taranak’i Amona izy.